ny maky - le maki, ny tàna - le caméléon

ny biby - l'animal

Malagasy English français
ny mpitsabo biby,
dokoteram-biby
veterinarian le vétérinaire
ny alika, ny ambòa dog le chien
ny anoka puppy le chiot
ny sàka cat le chat
ny sakakely kitten le chaton
ny voalàvo le rat
ny totòzy mouse la souris
ny boriky, ny ampòndra donkey l'âne, la bourrique
ny soavàly, (ny faràsy) horse le cheval
ny soavalivavy mare la jument
ny ombilàhy, lahin' omby bull le taureau
ny òmby ox le bœuf, le zébu
ny ombivàvy, ny reniòmby cow la vache
ny zanakomby, ny saraka calf le veau
vantotr' ombivàvy heifer la génisse
ny ondrilahy ram le bélier
ny òndry
ny ondrivavy
sheep
ewe
le mouton
la brebis
ny zanakondry, ny ondrikòndrika lamb l'agneau
ny osilàhy
ny òsy, ny bèngy
Billy goat
goat
le bouc
la chèvre
ny zanakosy kid le chevreau, le cabri
ny làmbo wild boar le sanglier
lahin-kisòa boar le verrat
ny kisòa pig le porc, le cochon
vavin-kisòa sow la truie
ny bitro
ny bitro dia
rabbit
hare
le lapin
le lièvre
ny tràndraka, ny sòra le tenrec, (le tangue)
ny sòkina hedgehog le hérisson
ny fòsa fox, genet le renard, la genette
ny amboadia wolf [litt. wild dog] le loup [litt. chien sauvage]
ny dièra, ny sèrfa deer, hind le cerf, la biche


ny vòrona - bird(s) - oiseau(x)

Malagasy English français
ny akàny nest le nid
ny voromahèry eagle l'aigle
ny bemànana, ny fatio hawk, falcon le faucon
ny hitsikitsika sparrowhawk,
kestrel
l'épervier,
le faucon crécerelle
ny papàngo marsh harrier le papangue, le busard
ny goàka, (ny goàga) raven le corbeau
ny vorondòlo, ny vorombòzaka,
ny tontoroka, ny hora
owl le hibou, la chouette
ny voromailàla dove la colombe, (le pigeon)
ny voromahailala dia,
ny domòhina, ny limòhy, ny pakatòva
turtledove la tourterelle
ny tsipòy, ny katrakatra partridge la perdrix
ny menamàso quail la caille
ny vorontsilòza turkey le dindon, (la dinde)
ny akànga guinea fowl la pintade
ny vorombòla peafowl, (peacock) le paon
ny akoholàhy rooster, (cock) le coq
ny akohovàvy, ny reniakoho hen la poule
ny akohokèly chick(s) poussin(s)
ny tranon'akoho henhouse le poulailler
ny kivaroho, ny karamba la cage
ny talèva, ny òtrika moorhen la poule d'eau
ny gàna
ny ganavavy
drake
duck
le canard
la cane
ny ganakely duckling(s) caneton(s)
ny gisalàhy
ny gisa
gander
goose
le jars
l'oie
ny zanagisa gosling l'oison


ny bibikèly, (ny voana)
les insectes

Malagasy English français
ny aboàly, ny aboalina le termite
ny vòtry, ny votse termite mound,
anthill
la termitière,
la fourmilière
ny vitsika ant la fourmi
ny valàla grasshopper la sauterelle
ny valàla vao foy cricket, locust le criquet
ny jorèry cicada la cigale
ny kànkana worm le ver
ny esa earthworm le ver de terre,
le lombric
ny angamenavàva glowworm le ver luisant
ny karendrina, ny hirendrina firefly la luciole
ny làlitra fly la mouche
ny lòlo butterfly le papillon
ny angidina dragonfly la libellule
ny voangòry beetle le scarabée, le hanneton
ny amboalambontantèly bumblebee le bourdon
ny renitantèly, ny tantèly bee l'abeille
ny trembòno l'abeille ouvrière
ny fangàraka mud mason bee l'abeille maçonne
ny fanènitra, ny fanènitse,
ny kitoka, ny kitoke
wasp la guêpe
ny mòka, ny mokafohy
ny aromoka
mosquito
mosquito net
le moustique
la moustiquaire
ny hào, ny haofòtsy louse / lice pou(x)
ny paràsy flea la puce
ankiakia bed bug(s) punaise(s) de lit
ny kòngona cattle tick la tique
ny kalabè, ny kalalào,
ny kadradraka
cockroach le cafard, la blatte
ny hàla spider l'araignée
tranon-kala, ny faroratry spider web, cobweb la toile d'araignée
ny tsipeka, famakilòha praying mantis la mante religieuse
ny trambo le scolopendre,
le "cent-pieds"


ny tròndro - fish - poisson(s)

Malagasy English français
ny akoariôma l'aquarium
ny tovy anchovy l'anchois
ny lamôria cod la morue, le cabillaud
ny lamàtra tuna le thon
ny antsàntsa shark le requin
ny fèsoke,
(ny fèsotra, ny fèso)
delphin le dauphin
ny tròzona, ny fitamba whale la baleine
ny voahàngy coral,
red pearl
le corail,
la perle rouge
ny sokindriaka sea urchin l'oursin
ny tsararavy seastar, starfish l'étoile de mer
ny òrana, (anaty rano) crayfish, crawfish l'écrevisse
ny makamba shrimp, prawn la crevette
ny ambiko la langouste
ny antsisiky lobster le homard
ny fòza crab le crabe
ny antsiva sea conch la conque marine
ny akorandriaka sea shell le coquillage
ny akòrany shell la coquille, la coque
ny fàno
ny sòkatra, ny sokabè, ny kapiky
sea turtle
land turtle, tortoise
la tortue marine
la tortue terrestre
ny lelòsy, (ny sifotra) snail l'escargot
ny kalalinta, ny lalinta slug la limace
ny dinta, ny dintanàla,
ny linta, ny lintana
leech la sangsue
ny bibilàva snake le serpent
ny andròngo lizard le lézard
ny tàna chameleon le caméléon
ny saobakàka,
(ankalan-damira)
toad le crapaud
ny sàhona frog la grenouille


la grenouille tomate

ny fatahirizana biby
le parc animalier

Malagasy English français
ny bolòky,
(ny bodoloha, ny tsiotry)
parrot le perroquet
ny kararôka, ny kitrioky,
ny sarivàzo
parakeet la perruche
ny jàko, ny rajàko monkey, ape le singe
ny gidro, ny sifaka, ny vàrika lemur le lémurien
ny maky le maki
ny fanàloka, ny jaboàdy civet la civette
ny liòna, (ny leona),
ny liondàhy
le lion
ny liombàvy lioness la lionne
ny aositrisy, ny aositritsy ostrich l'autruche
ny ramèva camel le chameau
ny angamia,
ny angamenavàva
dromedary le dromadaire
ny màmba, ny voày le crocodile