Malagasy | English | français |
ny saina | flag | le drapeau |
ny tany | country, land | le pays, le territoire |
ny renivohitra | capital (city) | la capitale |
ny tanàna | town, city | la ville |
Madagasikara | Madagascar | |
Frantsa | la France | |
frantsay | French | français |
ny teny, ny fiteny | language | la langue, le langage |
ny tenim-paritra | regional language | la langue régionale |
ny pandika, ny pañadika | translator | le traducteur |
Malagasy | English | français |
ny firenena | people | le peuple |
ny repoblika | republic | la république |
ny johary | president | le président |
ny parlemanta | parliament | le parlement |
ny solombavambahoaka | deputy | le député |
ny loholona | senator | le sénateur |
ny antenimieran-doholona | senate | le sénat |
ny governemanta | government | le gouvernement |
ny ministra | minister | le ministre |
ny ministera | ministry | le ministère |
ny amabasadaoro | ambassador | l'ambassadeur |
ny ambasady | embassy | l'ambassade |
ny konsily | le consul | |
ny tranon'ny konsily | consulate | le consulat |
ny fanjakana | kingdom, (realm) | le royaume |
ny mpanjaka | king, queen | le roi, la reine |
ny anjiana | le prince |
Malagasy | English | français |
Avaratra | North | le Nord |
Atsimo | South | le Sud |
Atsinanana | East | l'Est |
Andrefana | West | l'Ouest |
ny tondro avaratra | compass | la boussole |
ny sarintany | map | la carte |
Malagasy | English | français |
ambony ambany |
up down |
en haut en bas |
ankavanana ankavia |
on the right on the left |
à droite à gauche |
ato, aty, eto, ety | here | ici |
atsy, etsy | there | là-bas |
akaiky lavitra |
near far (away) |
près, proche loin, lointain |